| Entry | fisintonana (sintona) | |
| Part of speech | noun | |
| Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [1.1] | ||
| Examples | Ny nantsaka no nanahirana indraindray rehefa tapaka ilay tady fisintonana ny rano avy tao anaty lavaka, fa lava-drano lalina folo metatra mahery ny fantsakananay teo atsimon-trano.
[2.356] | |
| Entry | fisintonana | |
| Part of speech | noun | |
| Dérivabilité, extraction [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2023/08/24 |
|