| Entry | fanintona (sintona) | |
| Part of speech | noun or adjective | |
| Fomba entina manintona Azo sintonina [1.1] | ||
| Entry | fanintona (sintona) | |
| Part of speech | noun | |
| Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany [1.1] | ||
| Aretina mampihinjitrinjitra ny vatana [1.13] | ||
| Convulsion [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | fanintontsintona | |
| Updated on 2023/07/13 |
|