| Entry | sandoka | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra na olona tsy izy nefa lazaina ho tena izy, hosoka; soloky hamitahana: Sonia sandoka Famitahana olona amin' ny fampisehoana zavatra na olona tsy izy, nefa lazaina ho tena izy: Nihambo ho zanadRampanana izy ka sandoka ihany no nahazoany ny trano lova etsy avara-bohitra [1.1] | ||
| A fraud [1.7] | ||
| Fraude [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | sandoka | |
| Part of speech | adjective | |
| Fraudulent, false [1.7] | ||
| Frauduleux, faux [1.8] | ||
| Updated on 2023/05/19 |
|