| Entry | misandoka (sandoka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1] | |||||||||
| To pose as another person [1.7] | |||||||||
| Se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|