|
|
|
|

Entry fisandoka (sandoka)
Part of speech noun
 Fomba entina misandoka, izany hoe milaza ny tena ho izao na izao na mihambo ho tompon' ny zavatra tsy azy akory [1.1]

Updated on 2023/01/20