| Entry | fisandohana (sandoka) | |
| Part of speech | noun | |
| Filazana tena ho izao na izao: Betsaka ny olon-dratsy no tratra noho ny fisandohany ho polisy Fihamboana ho tompon-javatra nefa tsy izy: Voaheloka izy noho ny fisandohany ny tranon' ny rahalahiny [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|