|
|
|
|

Entry saiky
Part of speech noun
  [Sakalava] A child [1.2]
Vocabulary 

Entry saiky
Part of speech noun
 Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1]
Derivatives 
Synonyms fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala

Entry saiky
Part of speech interjection [Full list]
 Mitovy amin' ny siky [1.1]

Entry saiky
Part of speech adverb [Full list]
  saika [1.1]
Synonyms saika

Updated on 2023/12/11