|
|
|
|

Entry sosona
Part of speech noun
 Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1]
 A layer [1.7]
 Couche; doublure [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/08/11