|
|
|
|

Entry ranombary tsy masaka
Part of speech locution
Elementary words rano, vary, tsy, masaka
 Anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
Mitovy hevitra: faodranomaso ~ kofehy ~ rambondamba ~ solon-tsosoa ~ zara levenana [1.1]

Updated on 2025/10/11