| Entry | zara levenana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | zara, levenana | |
| Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/01 |
|