|
|
|
|

Entry mpamerin-drà
Part of speech locution
Elementary words mpamerina, ra
 [ mpamerindra ] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Vocabulary 
Analogs  mpanelirà

Updated on 2023/09/08