| Entry | vena | |
| Part of speech | noun | |
| Rona, fihilanana, firaikana [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Entry | vena | |
| Part of speech | noun | |
| Lalandra mitondra ny ra miverina ho ao amin' ny fo rehefa avy ni-tondra sakafo ho an' ny tena rehetra; mangamanga kosa noho izany ny ra ao aminy [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | lalan-dra ~ mpamerin-dra | |
| Origin | Explanations in English: vein (a). Explanations in French: veine. | |
| Updated on 2023/09/08 |
|