| Entry | mpanelirà | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | mpanely, ra | |
| Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1] | ||
| Analogs | mpamerindrà | |
| Updated on 2025/05/30 |
|