| Entry |
monina
(onina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
[1.1]
|
| | To dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
|
| | To reside, to dwell [1.7]
|
| | Résider, habiter [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao
[2.471]
|
| 2 | ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Present : |
monina |
| Past : |
nonina |
| Future : |
honina |
| Imperative : |
monèna |
|
|