| Entry |
miampirina
(ampirina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono
[1.1]
|
| | To act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room. [1.2]
|
| Examples |
| 1 | Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray.
[2.245]
|
| 2 | Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa.
[2.296]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miampirina |
| Past : |
niampirina |
| Future : |
hiampirina |
| Imperative : |
miampirima |
|
|