| Entry | milasy (lasy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe [1.1] | |||||||||
| To encamp; to remain with, almost to live with one [1.2] | |||||||||
| To camp [1.7] | |||||||||
| Camper [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|