| Entry |
mitoetra
(toetra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra? Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo? Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. [1.1]
|
| | To dwell; to rest; to sit [1.7]
|
| | Habiter, rester [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela.
[2.324]
|
| 2 | Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mitoetra |
| Past : |
nitoetra |
| Future : |
hitoetra |
| Imperative : |
mitoera |
|
| Synonyms | |
|