| Entry |
mitaiza
(taiza)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
|
| | To nurse, to bring up [1.7]
|
| | Nourrir, élever [1.8]
|
| Examples | Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala?
[2.324]
|
| Morphology |
| Present : |
mitaiza |
| Past : |
nitaiza |
| Future : |
hitaiza |
| Imperative : |
mitaizà |
|
|
| Entry |
mitaizà
(taiza)
|
| Part of speech | imperative of active verb mitaiza
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|