| Entry |
miraharaha
(raharaha)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
|
| | To consult, to deliberate, to do business. [1.2]
|
| | To deliberate; to do business;
to occupy oneself with something [1.7]
|
| | Délibérer;
s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
|
| Examples | mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
miraharaha |
| Past : |
niraharaha |
| Future : |
hiraharaha |
| Imperative : |
miraharahà |
|
|
| Entry |
miraharahà
(raharaha)
|
| Part of speech | imperative of active verb miraharaha
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|