| Entry |
misarona
(sarona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany
[1.1]
|
| | To have a lid on, to be covered [1.7]
|
| | être couvert, se couvrir [1.8]
|
| Examples | Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
misarona,
misaro- |
| Past : |
nisarona,
nisaro- |
| Future : |
hisarona,
hisaro- |
| Imperative : |
misaròna |
|
|
| Entry |
misaròna
(sarona)
|
| Part of speech | imperative of active verb misarona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|