| Entry |
mirakotra
(rakotra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io [1.1]
|
| | To be covered. [1.2]
|
| | To be covered, as a pot,
as a person under a blanket, etc [1.7]
|
| | être couvert, comme un pot,
une personne sous une couverture [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka
[2.131]
|
| 2 | sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mirakotra |
| Past : |
nirakotra |
| Future : |
hirakotra |
| Imperative : |
mirakofa |
|
|