| Entry |
miomba
(omba)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
|
| | Same as momba
|
| Examples | Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
miomba |
| Past : |
niomba |
| Future : |
hiomba |
| Imperative : |
miombà |
|
|
| Entry |
miombà
(omba)
|
| Part of speech | imperative of active verb miomba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|