| Entry |
omba
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
fiarahana
[1.78]
|
| | Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra [1.1]
|
| | Action de suivre, d'aller ensemble Action de se ranger du côté de quelqu'un [1.3]
|
| Morphology |
| Simple : |
omba |
| Imperative : |
mba |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
omba
|
| Part of speech | noun
|
| | Fandrakofana; fiarovana amin' ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin' ny lamba na zavatra hafa tsy hangatsiaka, mbomba. [1.1]
|
| | Action de couvrir, d'envelopper Action de protéger [1.3]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
omba
|
| Part of speech | passive verb
|
| | [Taisaka]
inoana
[1.78]
|
|
| Entry |
omba
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Mponina an'ala fahagola, olon-dia ankehitriny Olon-dia, fanampiana, adala mirenireny an'efitra [1.78]
|
|
| Entry |
omba
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Sangomby [1.78]
|
|