| Entry | momba | ||||||||
| Part of speech | conjunction | ||||||||
| Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay [1.1] | |||||||||
| Examples | Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.
[2.470] | ||||||||
| Entry | momba | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada) [1.1] | |||||||||
| Barren. Used of women [1.3] | |||||||||
| Barren (used of human beings) [1.7] | |||||||||
| Stérile (se dit ses personnes) [1.8] | |||||||||
| Entry | momba (omba) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao? Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona [1.1] | |||||||||
| To follow, to accompany, to associate with, to take part with. [1.2] | |||||||||
| Suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille) [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mombà (omba) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb momba | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.2] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/07/13 |
|