|
|
|
|

Entry mikiribiby (kiribiby (kiry, biby))
Part of speech active verb
 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
 To be obstinate in evil ways [1.7]
 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415]
 S'obstiner dans le mal [1.8]
Examples Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369]
Morphology 
Present : mikiribiby
Past : nikiribiby
Future : hikiribiby
Imperative : mikiribibia

Updated on 2023/01/20