| Entry |
biby
|
| Part of speech | noun
|
| | Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [1.1]
|
| | Teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13]
|
| | An animal [1.2, 1.7]
|
| | An insect [1.2]
|
| | Nom générique des animaux [1.3]
|
| | Animal [1.8]
|
| | Faune [1.13]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Insecte [1.405]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Do no anaran' io biby io atý
[2.69]
|
| 2 | Matory avokoa ny biby isan-toko.
[1.234]
|
| 3 | Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana.
[2.356]
|
|
| Derivatives |
|
| Entry |
biby
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taimoro]
angatra
[1.78]
|
| | Something extraordinary [1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
biby
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [1.1]
|
| | Fig. sensual. Beastly. [1.2]
|
| | Qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial [1.3]
|
|
| Entry |
biby
|
| Part of speech | noun
|
| | [Provincial]
In some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [1.2]
|
| | [Merina]
Used of children in Imerina [1.2]
|
|
| Entry |
biby
|
| Part of speech | noun
|
| | [Vezo]
Affreux, énorme, grand, nombreux [1.68]
|
| Synonyms | |
|