|
|
|
|

Entry kiry
Part of speech noun
 Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony
Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [1.1]
 Obstinacy [1.7]
 Entêtement [1.8]
Derivatives 

Entry kiry
Part of speech noun
 Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty
Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra
Volo eo anilan' ny sofina [1.1]

Entry kiry
Part of speech noun
  [Taisaka] fiovana [1.78]

Entry kiry
Part of speech noun
  [Bara, Taisaka] nendra [1.78]
  [Tanosy] hatina [1.78]
Vocabulary 

Entry kiry
Part of speech noun
  [Tankarana] Croix grecque. [1.19]
Synonyms kily

Updated on 2023/10/24