|
|
|
|

Entry miely (ely)
Part of speech active verb
 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay
Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy.
Mitovy hevitra: manao vary raraka ~ miely patrana ~ mihahaka ~ mihanaka ~ mipariaka ~ miparitaka ~ miraraka [1.1]
 To be scattered, to be diffused [1.7]
 Se répandre, se propager [1.8]
Examples Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Morphology 
Present : miely
Past : niely
Future : hiely
Imperative : mieleza

Updated on 2023/08/11