| Entry |
miraraka
(raraka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary [1.1]
|
| | To spill; to fall off; to be scattered [1.7]
|
| | Se répandre; se désagréger [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
[2.470]
|
| 2 | na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
[2.296]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miraraka |
| Past : |
niraraka |
| Future : |
hiraraka |
| Imperative : |
miraraha |
|
|