| Entry | mihanaka (hanaka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1] | |||||||
| Miely miandalana [1.13] | |||||||
| Faire tâche d'huile [1.13] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|