|
|
|
|

Entry mihahaka (hahaka)
Part of speech active verb
 Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby
Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao [1.1]
 To scatter, to disperse
Fig. to abuse, to vilify. [1.2]
 To scatter, to be scattered [1.7]
 Se disperser, s'éparpiller [1.8]
Examples 
1ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [2.131]
2Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472]
Morphology 
Present : mihahaka
Past : nihahaka
Future : hihahaka
Imperative : mihahafa

Updated on 2023/01/20