|
|
|
|

Entry may volon-kelika
Part of speech locution
Elementary words may, volo, helika
 Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika [1.1]
Synonyms may volon' orona ~ may volon-tratra

Updated on 2023/06/18