|
|
|
|

Entry orona
Part of speech noun
 Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana [1.1]
 The nose [1.2, 1.7]
 [mal. Idong; jav. Irong.] [1.2]
 Nez [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Examples 
1fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
2Izato vava e, izato orona. [2.470]

Entry orona
Part of speech noun
  [Provincial] In the provinces a promontory [1.2]
 Dans les provinces, un promontoire [1.2]
Vocabulary 

Entry orona
Part of speech noun
  [Betsimisaraka] . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie «  ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Cyperus nudicaulis

Updated on 2024/10/30