| Entry | mavesatra (vesatra) | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Be lanja manindry mafy: Entana mavesatra Mihoninkonina, tsy kinga, milondolondo: Mavesatra ery izany famindranao izany Manelonelo: Mavesatra ny andohako Dombo, donto, tsy mailaka: Mavesa-tsaina izany raha olona [1.1] | |||||||||
| Heavy [1.7] | |||||||||
| Lourd, pesant [1.3, 1.8] | |||||||||
| Lourdement chargé [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Entry | mavesatra (vesatra) | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Bevohoka: Mavesatra izy fa omeo toerana [1.1] | |||||||||
| Enceinte [1.3] | |||||||||
| Entry | mavesatra (vesatra) | ||||||||
| Part of speech | adjective | ||||||||
| Sady lehibe no manahirana, sarotra entina: Mavesatra ny mitondra fanjakana [1.1] | |||||||||
| Pénible, intolérable, cuisant De grand prix, de grande valeur [1.3] | |||||||||
| Updated on 2015/04/07 |
|