| Entry |
mitambaby
(tambaby (baby))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [1.1]
|
| | To lean on a block of wood, to lie on a wall. [1.2]
|
| Examples | Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
mitambaby |
| Past : |
nitambaby |
| Future : |
hitambaby |
|
|