|
|
|
|

Entry maonjana
Part of speech adjective
 (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1]
 Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3]
Derivatives 

Updated on 2017/08/11