|
|
|
|

Entry manonja (onja)
Part of speech active verb
 Misy onja, misamboaravoaran' ny onja: Nanonja ny ranomasina androany [1.1]
 To rise up in waves, to undulate. [1.2]
 To rise up in waves [1.7]
 Avoir les flots agités [1.8]
Examples Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa... [2.471]
Morphology 
Present : manonja
Past : nanonja
Future : hanonja
Imperative : manonjà

Entry manonjà (onja)
Part of speech imperative of active verb manonja [Full list]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20