| Entry | maniry (iry) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Tanala] [ mañiry ] Mitsiriritra: Mañiry mañitre dia koa kivahe miambojon-daro (mitsiriritra ny manitra toa alika miambozon-koditra) [1.78] | |||||||||
| Mitady hahazo, mitady ho: Maniry an' io toerana io mafy Rakoto ~ Maniry ny ho sakaizanao izy Mitsiriritra: Aza maniry fananan' olona, hoy Andriamanitra ao amin' ny didy fahafolo [1.1] | |||||||||
| To wish for, to desire [1.7] | |||||||||
| Désirer, convoiter [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | maniry (tsiry) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Ilazana ny voa izay alevina ao anaty tany ka velona misy aina ary mitombo ho azy irery ao: Maniry sahady ilay namboleko / Maniry ny volombavako Mitsimoka: Maniry daholo ny hazo amin' ny lohataona Mitombo: Maniry marina ny tsy fisian' asa amin' izao andro izao [1.1] | |||||||||
| To sprout, to grow [1.7] | |||||||||
| Pousser, croître [1.8] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|