|
|
|
|

Entry mitady (tady)
Part of speech active verb
 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]
 To seek, to look for [1.7]
 Chercher [1.8]
Examples 
1Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470]
2Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4]
Morphology 
Present : mitady
Past : nitady
Future : hitady
Imperative : mitadiava
Synonyms mangirika ~ miharana ~ mikaroka ~ mikatsaka ~ mizaha

Entry mitady (tady)
Part of speech adjective
 Vita tady [1.1]
 Twisted [1.2]

Updated on 2023/06/18