| Entry | mangirika (hirika) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|