|
|
|
|

Entry mamely rarangy
Part of speech locution
Elementary words mamely, rarangy
 Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonyms manao rarangy ~ mikatroka rarangy

Updated on 2023/04/16