| Entry | manao (tao) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamorona zavatra vaovao: I Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin' ny herin' ny etona Mahary, mampisy ny tsy misy: Andriamanitra no nanao izao tontolo izao Manamboatra, manangana, mandrafitra: Nanao trano any ambanivohitra izahay ~ Manao latabatra Mikarakara sy mahavita, manatanteraka asa iray: Aoka samy hanao ny adidiny ~ Tsy hanao izany tetika amporisihinao izany aho na homenao vola be aza Miteny, milaza: Dia hoy Andrianampoinimerina nanao hoe: "Ny ranomasina no valampariako" Milatsaka, mirotsaka amin' ny raharahairay: Nanao dokotera ny zokiko Mihevitra: Manao ahy ho badolahy manko ianao Mikasa, mitetika: Nanao handeha rahariva izy Mitondra (akanjo, fitafiana na haingo) eny amin' ny tena: Tonga nitady anao teo ilay olona manao solomaso mainty iny Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? [1.1] | |||||||||
| To do, to act; to think [1.7] | |||||||||
| Faire, agir; penser [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/07/14 |
|