|
|
|
|

Entry rarangy
Part of speech noun
 Hazakazaka fanaon' ny mpilanja filanjana
Hazakazaka mafy: Ireo onja vaventy, toa revo misangy, / Mamelon-drarangy (Jean Narivelo) [1.1]
 Hazakazaka [1.13]
 Course [1.13]
Derivatives 

Updated on 2023/08/03