|
|
|
|

Entry tsy mihambahamba
Part of speech locution
Elementary words tsy, mihambahamba
Allegation Word or locution seen in: manao
Examples 
1Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
2Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27]

Updated on 2025/02/11