| Entry | mikatroka (katroka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mipoka, mandona, mifandona amin' ny...: Nihatroka tamin' ny tamboho ny lohan' ilay mpitaingina bisikilety Miady, mihaona: Nikatroka tamin' ny Asabotsy ny mpanao baolina roa tonta Manao, miasa, mianatra tsara am-pilofosana, am-piezahana fatratra: Nikatroka marina tamin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1] | |||||||||
| To bump or bang against; to make a serious effort [1.7] | |||||||||
| Choquer, heurter; faire avec zèle [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|