|
|
|
|

Entry jenitra
Part of speech adjective
 Manao fihetsehana tsy miherika na mitodika fa mijaridina mitihintihina, mihaminkamina erỳ; tsy manao fihetsehana firy ao anatin' ny haingo anaovana: Jenitra erỳ Isambilonanao ilay akanjo didimananjara vao nozairina [1.1]

Updated on 2009/02/23