|
|
|
|

Entry mamela-
Part of speech morphological form of mamelatra

Entry mamela (vela)
Part of speech active verb
 Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany?
Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay lasa izay!
Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko
Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina intsony [1.1]
 To leave, to abandon; to forgive [1.7]
 Laisser, abandonner; pardonner [1.8]
Morphology 
Present : mamela
Past : namela
Future : hamela
Imperative : mamelà

Entry mamelĂ  (vela)
Part of speech imperative of active verb mamela [Full list]
  [1.1]
 Leave, forgive [1.26]
  [1.3]

Updated on 2023/12/26