| Entry | mamelatra (velatra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana Mamelatra fandriana. sns Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1] | |||||||||
| To unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7] | |||||||||
| Dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mamelabelatra | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|