| Entry |
maloto
(loto)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1]
|
| | Filthy [1.2, 1.7]
|
| | Dirty [1.2]
|
| | Impure [1.7]
|
| | Sale [1.3, 1.8]
|
| | Impur [1.3]
|
| | Souillé [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Marokoroko sy maloto daholo ny tenany rehetra.
[2.472]
|
| 2 | tsy mba azo nantsakána, fa maloto ny rano.
[2.48]
|
| 3 | Ireo no ho maloto aminareo amin' ny biby mandady
[2.996]
|
| 4 | Ny fitoeran-javatra rehetra misokatra fa tsy misy sarona mipetaka aminy, dia haloto
[2.996]
|
|
| Morphology |
| Present : |
maloto,
maloton',
maloton- |
| Past : |
naloto |
| Future : |
haloto,
ho maloto |
|
| Antonyms |
| Analogs |
tsy madio ~
tsy madio tena ~
solotika ~
solotidotika ~
vorery ~
misoritika ~
tsilotidotika ~
somitika ~
misotisoty ~
mitavontavona ~
somerongerona ~
misavoretaka ~
vazina ~
misotitika ~
mikesonkesona ~
mifotafota ~
mahamenatra ~
vetaveta ~
mahavoafady ~
mahafaty vorona ~
tsy fampiseho masoandro ~
mamoafady |
|