| Entry |
mamoafady
|
| Part of speech | active verb
|
| Elementary words | mamoa,
fady |
| | Enti-milaza zavatra mahamenatra loatra Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1]
|
| | [ mamoa fady ] To transgress taboo, to disgrace oneself [1.7]
|
| | Déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens) [1.3]
|
| | [ mamoa fady ] Violer les tabous, se déshonorer [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
[2.445]
|
| 2 | Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana
[2.472]
|
| 3 | misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao
[2.313]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamoafady |
| Past : |
namoafady |
| Future : |
hamoafady |
| Imperative : |
mamoafadia |
|
| Synonyms | |
|